Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Firenena nôrdika

Avy amin'i Wikipedia
Manga, ny firenena manana kolontsaina nôrdika anyEorôpa Avaratra:skandinaviana (manga mazava), fenika (manga maizina). Maitso,Letônia syLitoania,firenena baltika roa.

NyFirenena nôrdika ireo firenena ao amin' ny faritra ara-tantara anyEorôpa Avaratra sy ao amin' nyRanomasimbe Arktika atsimo ary manana ny kolontsainy avy nefa misy toetra iraisana. Ny firenena izay manana kolontsaina lazaina fa nôdika dia ahitana vahoaka maro manana kolontsaina syfiteny jermanikaskandinaviana sy/nafenika, sama, inoita, ary koabaltika kely kokoa.

Ny fitambaran' ny pôlitikan' ny firenena nôrdika dia naorina nandritra ny tantara miaraka amin' ny fitaoman' nyvahoaka skandinaviana (Soeda,Danemarka aryNôrvezy ankehitriny) amin' ny faritra manodidina hatramin' ny vanim-potoan' nyVikingy, niteraka ady, nefa koa fifanakalozana ara-toekarena sy ara-kolontsaina amin' ny vahoaka any amin' ny firenena samihafa.

Ny teny hoe "firenena nôrdika" ampiasain' ny haino aman-jery sy ny andrim-panjakana ara-pôlitika matetika dia manondro ny firenena dimy voakasiky ny fiaraha-miasa nôrdika (indrindra fa ny Filankevitra Nôrdika) ary tsy voatery ahitana firenena hafa manana kolontsaina nôrdika, izay lova nôrdika na milaza tena ho toy ny toy izany.

Indreto ireo firenena ireo:Soeda,Danemarka,Nôrvezy,Litoania aryLetônia.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Firenena_nôrdika&oldid=1072964"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp