Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Fiaramanidina

Avy amin'i Wikipedia
Ny fiaramanidinaAirbus A380

Ny fiaramanidina, araka ny dika ofisialin' nyOACI, dia zava-manidina mavesatra noho ny rivotra, entin' ny motera (na planeur rehefa tsy misy motera) sy misy elatra mampanidina azy. Ny mpamily fiaramanidina dia atao hoempanamory.

Ny fiaramanidina manana zavatra mampanidina sy mampidina azy ambon' ny rano dia atao hoehydravion.

Fiseho ara-teknika

[hanova |hanova ny fango]

Ny mamptsigevana ny fiaramanidina dia ny elany ary ny manotsika azy dia ny moterany.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Fiaramanidina&oldid=1122992"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp