Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Fanomboana an' i Jesoa

Avy amin'i Wikipedia
Kalvary, sary nataon' i Paolo Veronese tamin' ny taonjato faha-16.

Nyfanomboana an' i Jesoa tamin' ny hazo fijaliana, araka nyTestamenta Vaovao ao amin' nyBaiboly kristiana, dia endriky ny fanamelohana an' iJesoa naJesosy izay nofantsihina mihantona amin' nyhazo fijaliana, araka ny fitsarana nataon' iPontio Pilato (taona 26 -- 36) azy noho ny fiampangan' nyJiosy (naJody) azy honiteny ratsy an' Andriamanitra. Anisan' ny fitantarana nyFijaliana (na Fiaretana na Pasiona) ny hasin-dahatsoratra (naperikôpa) momba ny fisamborana sy ny fitsarana sy ny filanjana ny hazo fijaliana ary ny fanomboana an' i Jesoa. Ny andalan-dahatsoratra momba ny fanomboana an' i Jesoa amin' ny hazo fijaliana dia anisan' ny fototry nyfivavahana kristiana.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Fanomboana_an%27_i_Jesoa&oldid=1077613"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp