Nyfanjaitra dia fitaovana kely, izay ampiasaina amin' ny fanjairana amin' ny tanana, lava manify, misy tendrony iray maranitra sy tendrony faharoa misy loaka hitazonana nykofehy fanjairana.Taolana nahazo ny fanjaitra voalohany indrindra; ny fanjaitra ankehitriny dia vita amin' nytsỳ misykarbônina betsaka ary voapetakanikela navolamena 18 karà mba hanoherana nyharafesina. Ny fanjaitra fanaovana amboradara (na petakofehy) avo lenta dia voapetaka amin' nytsamaplatinina roa ampahatelony sy tsamatitanina iray ampahatelony. Amin' ny fomba mahazatra, ny fanjaitra dia tehirizina anaty bokim-panjaitra na vatam-panjaitra izay lasa haingon-trano. Ny fanjaitra dia azo tehirizina anaty tranony, boaty kely misy fanjaitra sy zavatra hafa toy nyhety sy nypenisilihazo ary nyfihavitra.