Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Fanahin' ny vatana

Avy amin'i Wikipedia
Sary nataon' ny mpanakanto mneho ny fialan' ny fanahy avy amin' ny vatana

Nyfanahin' ny vatana, izay atao fotsiny amin' nyteny malagasy mahazatra hoefanahy ihany koa, dia fototry nyfahavelomana tsy azo tsapain-tanana, izay manetsika ny vatan' nyzavamananaina (olombelona,biby,zavamaniry sns, arakaraka ny fampianarana sy nyfinoana) sy mahatonga azy hanana saina. Maro dia maro ny fanehoana ara-tandindona na am-panoharana ny fanahy, maro toraka izany koa ny zavatra inoana momba azy. Ahitana izany rehetra izany ny ankabeazan' nysivilizasiôna araka ny hita amin' ny fiheverana ara-pivavahana, ara-pilôzôfia, ara-psikôlôjia, na araka ny angano sy nyfahalam-bahoaka.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Fanahin%27_ny_vatana&oldid=1074030"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp