Fampianarana
Fitaovana
Asa ho atao
Ankapobe
Amin'ny tetikasa hafa
Nyfampianarana, dia manan-tanjona ny mampitombo ny fahaizan'ny mpianatra amin'ny alalan'ny fifandraisana an-tsoratra na am-bava. Ny mpampianatra, ao amin'ny fianarana ankehitirny dia mampianatra mba hampita ny fahaizany.
Ny olona rehetra dia mananazo hianatra, na dia izany aza dia misy ny fampianarana maimaimpoana ary misy ny andoavam-bola.
Ny tanjon'ny fampianarana dia ny: