Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Facebook

Avy amin'i Wikipedia

Facebook dia sampan-draharahatambajotra ara-tsosialy noforonina ny volanaFebroary2004, izay karakarain'nyorinasa Facebook Inc. Tamin'ny volanaSeptambra2012, nihoatra ny iray miliara[1] ny isan'ny mpampiasa an'i Facebook, ary mahery ny antsasak'izy ireo no manao Facebook amin'nyfinday[2]. Tamin'ny volanaOktobra 2012 nytranonkala facebook izay manana ny adiresywww.facebook.com dia tranonkala faharoa voavangy indrindra eo amin'nyAterineto aorian'i Google.

Tsy maintsy misoratra ny mpikambana vao afaka mampiasa ilay tranonkala, ary rehefa vita izany dia afaka mamorona ny takelany, mifandray amin'ny mpikambana hafa izay nampiany ho namana ary mifanakalo hafatra. Miampy amin'izany koa ny fahafahana miditra anaty vondrom-pikambana ary manasokajy ny namany anaty lisitra manokana ("namana akaiky", "mpiara-miasa"...).tsy

Tantara

[hanova |hanova ny fango]
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilainamandray anjara ianao !

IMark Zuckerberg no namorona an'i Facebook tamin'izy mbola mpianatra tao amin'ny oniversiten'i Harvard tamin'ny 2004. Talohan'io Facebook io, izy dia nanokatra an'i Facemash izay nosokafany ny 28 Oktobra 2003.

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]

Tsiahy

[hanova |hanova ny fango]
  1. "Facebook Tops Billion-User Mark". The Wall Street Journal (Dow Jones). 4, 2012. Novangiana ny 4 Okt. 2012.
  2. Facebook’s Prospects May Rest on Trove of Data novangiana ny 30 Des. 2012

ny Facebook dia ahafahana mifandray aman'olona sy mandefa dokambarotra kanefa izy dia misy voka-dratsiny ho an'ny ankizy mbola mianatra

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Facebook&oldid=975058"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp