Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Fôsfaty

Avy amin'i Wikipedia
Kisary maneho ny firafitry ny iônan' ny fôsfaty.

Nyfôsfaty dia taharo, karazanasira, azo avy amin' nyasidra fôsfôrika H3PO4 amin' ny fahaverezana na fanoloana nyhidirôzenina iray na maromaro, amin' ny alalan’ ny atôma hafa na vondron’ atôma. Ny fôsfaty dia ampiasaina amin' ny fanamboaranazezika simika sasany, fanamboarana akora fanasan-damba, fanamboarana akora enti-miady amin’ nyharefesina na fanamboarana taharon-tsakafo.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
  Jereo ny lahatsoratra renin'ity sokajy ity any amin'ny pejy « Fosfaty ».
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Fôsfaty&oldid=1127022"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp