Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Euro

Avy amin'i Wikipedia
Euro

Nyeuro diasandam-bola ôfisialin' ny firenena mpikambana 20 ao amin' nyVondrona Eorôpeana, ary vola tokana sy iraisan' ireo firenena 20 ireo. Ny fikambanan' ny firenena rehetra mampiasa ny vola euro dia atao hoeFaritra Euro.

Ankoatran' ny firenena ao amin' nyFaritra Euro, misy firenena aoEorôpa mampiasa ilay sandam-bola na dia tsy vola ôfisialy any aminy aza ny euro, iMôntenegrô sy iKôsôvô ohatra dia mampiasa azy, noho ny fianjadian' ny Faritra Euro.

Euro 2023     firenen'nyfaritraeuro (20)     firenena mpikambana ao amin'ny VE sy ny MCE II (2)     firenena mpikambana ao amin'ny VE fa any ivelan'ny MCE II (5)     firenena hafa mampiasa ny euro (2)
Euro

Ny euro dia nanomboka niasa tamin' ny taona 1999 ary nandimby ny ECU (European Currency Unit), sandam-bola eorôpeana noforonina tamin' ny taona 1979. Ankehitriny, izy izao no sandam-bola faharoa miasa indrindra eto an-tany ary voalohany amin' ny isan' ny vola taratasy voaprinty (610 lavitrisa euro).

Euro

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Ny taham-panakalozana euro/dollar ny taona 1999-2011

Rohy Ivelany

[hanova |hanova ny fango]
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Euro&oldid=1117316"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp