Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Etona

Avy amin'i Wikipedia
Fatana mirehitra amin' ny alalan' ny etona (etona voajanahary)

Nyetona dia vondron'atôma namôlekiola malemy fifamatorana sady saika tsy mifampiakina. Rehefa maka ny toetran' etona ny raha dia tsy manana endrika syhadiry raikitra: miezaka mameno ny hadiry sisa amin' ny zavatra miaty azy ny etona. Izany toetran' ny etona izany dia iray amin' ny toetra mety hananan' ny raha madio tsy mifangaro, ny toetra hafa dia ny an' nyvainga, ny an' nyranoka ary ny an' nyplasma (ity farany dia manakaiky ny toetran' ny etona, fa ny mapiavaka azy dia izy afaka mampitohy aratra). Ny fiampitan' ny toetra ranoka amin' ny toetra etona no atao hoe fietona. Nylanja isam-bentin-kadirin' ny zavatra iray dia mahatratra ny farany ambany indrindra rehefa amin' ny toetra etona izy. Mihena izany raha mihena ny tsindry (lalànan' i Gay-Lussac sy lalànan' i Charles) na raha mitombo ny maripana (miitatra ny etona amin' izany).

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Etona&oldid=1084628"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp