Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Efemerida

Avy amin'i Wikipedia
Dikan-teny latinan' nyzīj an' iAl-Khwārizmī, pejy avy amin' nyCorpus Christi College MS 283

Nyefemerida, ao amin' nyhaikintana, dia fafana na tabilao entina hamaritana, ho an' ny andro tsirairay, ny sandan-kabe mampiavaka ny zavatra iray eny amin' ny lanitra, indrindra ny toerana misy nyplaneta, nysatelitany, nyVolana, nyMasoandro, nykintana, nykinta-manan-drambo (nakômeta), na nyzanabolana voatr' olombelona mpanoro toerana mihitsy aza.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Efemerida&oldid=1077442"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp