Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Douala

Avy amin'i Wikipedia

04°03′N09°43′E /4.050°N 9.717°E /4.050; 9.717

Douala
Velarantany210km2
Isan'ny mponina2,768,436
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Kamerona
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaDouala

IDouala, no tanàna lehibe indrindra any Kamerona izay misy mponina manodidina ny 2.768 tapitrisa (2015). Avy amin'ny vahoaka Duala no anarany. Ny renivohitra teo aloha (hatramin'ny 1920; nanomboka teoYaoundé) dia metropolisy ara-toekarena, foibe ara-bola, indostrialy, ara-barotra ary ara-kolontsaina ary koa ivon-toeran'ny fitaterana an'ny fanjakana Afrikana Afovoany. I Douala dia renivohitry ny faritr'i Littoral


Jeografia

[hanova |hanova ny fango]

Any amin'ny 24 kilometatra miala ny morontsirakaRanomasimbe Atlantika eo amoron'ny Reniranon'i Wouri no misy ilay tanàna.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Search Wikimedia Commons I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i :Douala
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Douala&oldid=1099020"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp