Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Dinika amin'ny mpikambana:Thelezifor

Tsy tohana amin'ny fiteny hafa ny votoatin'ny pejy.
Hanampy lohahevitra
Avy amin'i Wikipedia
Fanehoan-kevitra farany:il y a 3 mois nosoratan'i Thelezifor momba ny lohahevitraFampidirana Info-box sy fanovana lohateny

Valiny:Vandalisme ao amin'ny pejy "Vavolombelon'i Jehovah"

[hanova ny fango]

(nadika avy tamin'ny pejin-dresako)

Salama Tompoko.Namorona ny pejy hoeVavolombelon'i Jehovah aho. Nifototra tamin'ny fandikana sy famintinana ny hita ao amin'ny Wikipedia frantsay sy anglisy ilay izy fa tsy nankiniko amin'ny fahalalako fotsiny an'ilay fikambanana. Ny mampalahelo ahy anefa dia nisy namafa sy nanolo zavatra hafa ny ampahany be tamin'izay nosoratako, izay heveriko fa tsy manaja ny atao hoe tsy fiandaniana. Ny hampahafantatra anareo mpiandraikitra ny fisian'izany no anoratako eto. Mangataka sosokevitra sy fanampiana aho mba tsy hampisy conflit na guerre d'édition matetika momba io pejy io sy ny hafa koa.Misaotra tompoko. --Thelezifor (resaka)20 Novambra 2017 à 01:42 (UTC)Répondre

Miarahaba anao Thelezifor,
Misaotra anao tonga mandray anjara eto amin'ny Wikipedia Malagasy. Raha ny hitako dia ny mpikamnbanaRoberalimanana no namafafa ny ampahan'ny fandraisan'anjaranao teo amin'ny pejy momba nyVavolombelon'i Jehovah. Nanampy zavatra maromaro izy kanefa dia nanala fehintsoratra maro dia maro ihany koa. Tsy very mandrakizay ny fiovana nataonao teo amin'ilay pejy fa mbola azo averina.Ity ny fiovàna nataonao farany. Rehefa malala-dalaka ny fotoako dia hamerina izay banga aho (amin'ny Sabotsy na Alahady). Mila anontaniana ihany koa i Roberalimanana momba ny antony nanesorany ny fehintsoratra sasany.
Mba tsy hisian'ny guerre d'edition dia tsara ny manampy ny tsiahy (reference, citation, source) miaraka amin'ilay dikanteny. Amin'izay dia mamporisika izay mpandray anjara mandalo hitazona ny fanambarana fantam-piaviana. —grr...mailaka21 Novambra 2017 à 21:14 (UTC)Répondre

Mahakasika ilay fanovana nataoko tamin'ny Pejy Vavolombelon'i Jehovah

[hanova ny fango]

Misaotra anao tsy nisalasala niteny ahy.Mahakasika ny pejy Vavolombelon’i Jehovah izay novaiko aloha ny hevitra resahiko eto.Tsy vavolombelon’i Jehovah aho nefa itako tsy dia mahafinaritra loatra ny fomba nilazan'ilay teo aloha ny mahakasika ny Vavolombelon’i Jehovah tao, tsy dia diso loatra akory ny sasany amin’ireo voalaza, ary itako tena niezaka ianao nanao azy, fa amin’ny ankapobeny dia tsy ampy be dia be, tsy dia misy zavatra tsara koa voatantara, sady itako misy somary tsy mety ny fomba nilazana ny hevitra sasany. Ohatra hoe ny vavolombelon’I Jehovah nipoitra avy amin’ny protestantisma sy ny adventisma dia tsy marina. Ny eo ambany lohateny hoe:”finoan’ny vavolombelon’I Jehovah” koa tompoko dia marobe koa no tokon’ny ahitsy sy ampiana.Na iza na iza vavolombelon’i Jehovah malagasy hamaky anazy io izay mihoatra ny 138 470 eto madagasikara, dia tsy ho faly na oviana na oviana amin’izany fomba firesaka toy ny misy fankahalana izany. Izay tsy miresaka afatsy ny lafiratsiny. Ary mety haniry hanova io fomba filaza io daholo. Handray anjara ao amin’ny Wikipedia.Raha te ahalala ny momba ahy sy ny tantarako ianao, dia iza no tsaratsara kokoa anontanianao mahakasika izany ? Tsy iza fa tsy maintsy ny tenako ihany. Raha tsy tia ahy ianao na amin’ny olona tsy tia ahy no angalanao hevitra dia mety ho ny zavatra ratsy mahakasika ahy ihany no azonao sy voatantaranao. Raha te-ahalala momba ny vavolombelon’I Jehovah àry ianao, anisan’izany ny tantarany na ny finoany, dia iza no tsaratsara kokoa afaka hanome valiny mahafa-po? tsy iza fa ny vavolombelon’I Jehovah ihany sa tsy izany? Avy amin’ny bokiny izany fa tsy ny avy amin’ny boky hafa na teny inona izany na teny inona.Ny tantaran’ny vavolombelon’i Jehovah nalaiko dia tao anatin’ny boky misy tantaran’ny vavolombelon’i Jehovah, mitondra ny lohateny hoe: “Vavolombelon’i Jehovah, mpitory ny fanjakan’Andriamanitra”, misy pejy 750, natonta tamin’ny 2005, nanomboka tamin’ny pejy faha 42 hatramin’ny pejy faha 119 no nangalako hevitra. Ny finoan’ny vavolombelon’i Jehovah dia nalaiko tamin’ny boky: “Ny Vavolombelon’i Jehovah—Iza moa Izy Ireo? Inona no Inoany? Natao printy tamin’ny 2011, pejy faha 12 hatramin’ny pejy faha 14 no nalaiko, sy ny boky “Fandresen-dahatra”, natao printy tamin’ny 2011, pejy faha 407 hatramin’ny pejy faha 415. Ireo antontan’isa dia nalaiko avy amin’ny Diarin’ny Vavolombelon’I Jehovah natao printy tamin’ny Janoary 2017, pejy faha 177 hatramin’ny pejy faha 192. Nosoratan’ny vavolombelon’i Jehovah(Watchtower Bible and Tract Society of New York, Inc., Wallkill, New York, U.S.A) daholo ireo, Ny sary dia nataoko copie avy amin’ny www.jw.org, sary nahazahoan-dalana daholo, izay tsy an’iza fa tranokalan’ny Vavolombelon’i Jehovah ihany, nikirizako ary tao anatin’ny andro maromaro no nanaovako azy, nataoko tao anaty fichier word ny sasany avy eo nataoko copie tao amin’ny Wikipedia. Ny mahakasika ny hoe avy amin’ny jw.org ireo teny nolazaiko dia mety marina satria ireo boky notanisaiko ireo dia hita ao amin’ny www.jw.org ny sasany ary ao amin’ny wol.jw.org ny sasany ary mety ho hita any amin’ny site hafa koa toy ny watchtowerwayback.org ny sary sy ny boky hafa.Nataoko io mba ho feno kokoa ny fanazavana mahakasika ny vavolombelon’i Jehovah fa tsy ireo zavatra ratsy ihany no noresahina mba hanomezana fahafahampo ny Malagasy indrindra ireo vavolombelon’I Jehovah sy ireo mianatra aminy izay tena mazoto amin’ny fanaovana fikarohana amin’ny internet amin’izao andro izao. Ny ankabeazan’ireo voalaza teo aloha mahakasika ny vavolombelon’I Jehovah dia voalaza ao amin’ilay hevitra vaovao nataoko ihany fa nalamina, natao mazava tsara, sady natao feno kokoa ny fanazavana. Ka tsy ny ratsy ihany no voaresaka fa ny tsara koa. Ka tsy haiko raha mahazo rariny aho amin’izany tompoko, mbola tokon’ny hanohy izy iny aho, anisan’izany ny famenoana ny bibliographies sy ny rohy hafa fa mbola tsy vitako ilay izy.Raisiko foana aloha ny sosokevitra sy ny fanakianana fa tiako kokoa raha ny tombotsoan’ny maro no jerena. Izay tsara no ataontsika.Misaotra indrindra tompoko.

Manaiky sosokevitra mitombina nefa tsy hanafina izay tokony ho fantatra

[hanova ny fango]

Miarahaba ny mpamaky sy an'i Roberalimanana.Nanafintohina anao ny zavatra voasoratro. Tsy ny fanaratsiana na iza na iza anefa no tanjoko. Raha ny mikasika ny nipoiran'ny VJ dia marina ny tsikera nataonao satria tsy milaza ny tenany ho nivoaka avy amina antokom-pivavahana efa nisy talohany ny VJ. Novako ny andalana momba izany. Fahalalana sy fampahalalana no atao eto amin'ny Wikipedia, ka izay zavatra fantatra rehetra azo tohanana amin'ny alalan'ny loharano (sources) dia azo lazaina fa tsy ijerena izay mety ho tafintohina na izay tsy ho faly. Ireo "faminaniana tsy tanteraka" dia zavatra nisy tokoa izay tsy fanendrikendrehana fa zavatra nataon'ireo mpitarika ny VJ; nivoaka avy ao anatiny izany fa tsy avy aty ivelany. Ny Fiangonana katolika dia mba nanana ny azy ("indulgence", sns.) nefa tsy miezaka mamafa ny tantara.Raha ny amin'ny zavatra tsara momba ny VJ izay tsy voalaza dia heveriko fa mahalaza izany ny pejy maro momba ny fivavahana kristiana, afa-tsy hoe milaza ny tenany ho tsy kristian y VJ.Ny zavatra mampiavaka ny VJ no tokony ho ao.--Thelezifor (resaka)13 Desambra 2017 à 09:44 (UTC)Répondre

Translation request

[hanova ny fango]

Hello! May I ask you for a translation of the phraseAutomatic refresh intoMalagasy? Thanks-XQV- (resaka)20 Jiona 2018 à 20:42 (UTC)Répondre

Hello XQV! "Automatic refresh" can be translated to "Fanavaozana mandeha ho azy" or "Fanavaoza-mandeha ho azy".--Thelezifor (resaka)27 Jiona 2018 à 08:28 (UTC)Répondre

Salama tompoko sy tonga soa!

[hanova ny fango]
Manao ahoana Thelezifor,tonga soa eto amin’nyWikipedia amin'ny teny malagasy!
Manomboka
Manomboka
Manomboka
fanoroana
fanoroana
Fanoroana
Torohevitra
Torohevitra
Torohevitra
  • Soniavo amin’ny alalan’ny ~~~~ (tilda efatra) foana ny fanontanianao: hampisy avy hatrany ny daty sy ora ary ny anaran'ny mpikambana nandefa ilay hafatra ny fanaovana izany.
  • Te-hanova na hamorom-pejy ve ianao ? Vangio ny pejyahoana ny manova pejy
Diso ?
Diso ?
Nisy diso ve ny zavatra nataonao ?
  • Aza matahotra ! Tsy misy atahorana noho ireto antony ireo:
    • Mino izahay fa tsy minia ny hanao zava-dratsy ianao
    • Azo averina foana ny versiona nisy teo aloha

Afaka manampy anao amin'ny fanoratana izahay, koa aza misalasala

Bienvenue ! Si vous n'êtes pas un locuteur du malgache, vous aurez peut-être envie de visiter leportail des contributeurs non-malgaches. Faites-vous plaisir !
Welcome! If you are not an malagasy speaker, you may want to visit thenon-malagasy community portal. Enjoy!

Mazotoa manoratra!

Je continue en français et en anglais car je ne suis pas encore capable de vraiment m'exprimer en malgache :)

N'hésitez pas à signaler sur votrepage utilisateur les langues que vous parlez en utilisant les modèles{{Babel}} :{{Babel|mg|en-4|fr}} par exemple.

Bonnes contributions et encore merci pour votre participation ! --AlNo(resaho)20 Septambra 2019 à 09:03 (UTC)Répondre


I continue in French and in English as I'm not really able to speak Malagasy yet :)

Feel free to tell us which languages you know on youruser oage by using{{Babel}} templates: e.g.{{Babel|mg|en-4|fr}}.

Enjoy contributing and thanks again for your participation! --AlNo(resaho)20 Septambra 2019 à 09:03 (UTC)Répondre

Reminder: Community Insights Survey

[hanova ny fango]

Share your experience in this survey

HiThelezifor,

A couple of weeks ago, we invited you to take the Community Insights Survey. It is the Wikimedia Foundation’s annual survey of our global communities. We want to learn how well we support your work on wiki. We are 10% towards our goal for participation. If you have not already taken the survey, you can help us reach our goal!Your voice matters to us.

Please take 15 to 25 minutes togive your feedback through this survey. It is available in various languages.

This survey is hosted by a third-party andgoverned by this privacy statement (in English).

Findmore information about this project.Email us if you have any questions, or if you don't want to receive future messages about taking this survey.

Sincerely,

RMaung (WMF)20 Septambra 2019 à 18:58 (UTC)Répondre

Reminder: Community Insights Survey

[hanova ny fango]

Share your experience in this survey

HiThelezifor,

There are only a few weeks left to take the Community Insights Survey! We are 30% towards our goal for participation. If you have not already taken the survey, you can help us reach our goal!With this poll, the Wikimedia Foundation gathers feedback on how well we support your work on wiki. It only takes 15-25 minutes to complete, and it has a direct impact on the support we provide.

Please take 15 to 25 minutes togive your feedback through this survey. It is available in various languages.

This survey is hosted by a third-party andgoverned by this privacy statement (in English).

Findmore information about this project.Email us if you have any questions, or if you don't want to receive future messages about taking this survey.

Sincerely,

RMaung (WMF)4 Oktobra 2019 à 15:28 (UTC)Répondre

Endrika:Disney theatrical animated features

[hanova ny fango]

Hello, can you possibly look at all the articles listed inEndrika:Disney theatrical animated features and check for errors? There is some abuse going around on these articles, such as redirecting them toWalt Disney (the producer of the movies listed that came fromSnow White and the Seven Dwarfs all the way toThe Jungle Book). I also came across English language text in the article aboutLady and the Tramp. I used the older revision in Malagasy to fix the article aboutCinderella, which was a redirect to the article about Walt Disney. This is the known vandalBambifan101. While Bambifan has good taste in animated movies and other types of entertainment for families, he has known to do destructive things in these articles. One of them is adding English language text in non-English language projects, such as this Wikipedia in Malagasy. We all hoped Bambifan would someday grow up, but he's still known to do destructive damage across countless projects. Help is needed from native speakers of each language to correct the damage done by Bambifan. Either there shouldn't be the English text in Lady and the Tramp, or it should receive a proper translation into Malagasy. Other articles don't have inappropriate content, but still need to be expanded or improved. Much of them are too short. So, what should be done about the English language text in Lady and the Tramp? Should it be reverted, removed, or translated? I would recommend the translation, but whatever is the best you can do should be the option.2600:1700:53F0:AD70:6C1A:9D0:5C:E16013 Jolay 2020 à 16:08 (UTC)Répondre

I just updated that template. Also, I have to confess, this and the first post here and both Bambifan himself speaking. The other vandal redirecting pages is another user, but I'm not sure who. Also, I can revert the English text in Lady and the Tramp, but then it's too short and desires expanding. So, what can be done about it?2600:1700:53F0:AD70:1DB9:6BFB:4584:F35D25 Febroary 2021 à 20:54 (UTC)Répondre

We sent you an e-mail

[hanova ny fango]

HelloThelezifor,

Really sorry for the inconvenience. This is a gentle note to request that you check your email. We sent you a message titled "The Community Insights survey is coming!". If you have questions, email surveys@wikimedia.org.

You cansee my explanation here.

MediaWiki message delivery (resaka)25 Septambra 2020 à 18:53 (UTC)Répondre

Great job on the Valanaretin'ny coronavirus eto Madagasikara article

[hanova ny fango]

Hello Mpikambana:Thelezifor,

My name is Wil and I'm a wikipedia editor from New York City. I noticed the great job you did on the Valanaretin'ny coronavirus eto Madagasikara article! I'm co-hosting a COVID-19 edit-a-thon/translate-a-thon and we are hoping to translate and publish the first four paragraphs of theCOVID-19_pandemic_in_New_York_City article into Malagasy on the .mg wikipedia. Would you be able to help? We have a very small budget to pay translators. Let me know if you or someone you know might be interested.

You can see the goals of the online eventNYC COVID-19: Environmental Justice in Public Health edit-a-thon. Please join us, it is happening on Sat, Nov 21nd, 2020 - 11am-1pm (E.S.T).

Have a great day,--Wil540 art (resaka)2 Novambra 2020 à 16:36 (UTC)Répondre

Tsofoka

[hanova ny fango]

Salama, Tompoko ! Mpianatra aho ka mba manontany anareo hoe inona daholo ny tsofoka misy. Raha fantatrareo dia mba fenoy ilay pejy mahakasika ny tsofoka azafady. Misaotra betsaka !197.158.119.1005 Jiona 2022 à 17:28 (UTC)Répondre

Misaotra anao tamin' ny fanontaniana fa nanosika amin' ny fanohizana ny fanoratana momba nytsofoka izany.Thelezifor (resaka)7 Jiona 2022 à 13:00 (UTC)Répondre

Vaovao ny taona

[hanova ny fango]

mirary taona soa sy mahafinaritra r'ise! Ao amin'ny wiki fr no tena misy ny asako, dia faly mahafantatra.https://fr.wikipedia.org/wiki/Utilisateur:Peacekeeper44Peacekeeper44 (resaka)16 Janoary 2023 à 01:52 (UTC)Répondre

Miarahaba anao koa amin' izao taombaovao izao. Faly miresaka aminao koa sady mirary soa ho anao.Thelezifor (resaka)16 Janoary 2023 à 09:09 (UTC)Répondre
@Peacekeeper44 Salama tompoko, mankasitraka.Chirocca77 (resaka)7 Oktobra 2024 à 20:44 (UTC)Répondre

Shrek

[hanova ny fango]

"Shrek" existe-t-il en malgache?, je me demande!


Misy ve ny "Shrek" amin'ny teny malagasy?, manontany tena aho!

Does "Shrek" exist in Malagasy?, I wonder! 1 Aprily 2023 à 16:14 (UTC)

Translation request

[hanova ny fango]

Hi. I am sorry to bother you with this but I would like to ask you whether you could please translate this to Malagasy?

Lingua Franca Nova (“Elefen”) is a language designed to be particularly simple, consistent, and easy to learn for international communications. It has a number of positive qualities:

  • 1. It has a limited number of phonemes. It sounds similar to Italian or Spanish.
  • 2. It is phonetically spelled. No child should have to spend years learning irregularities.
  • 3. It has a completely regular grammar, similar to the world’s creoles.
  • 4. It has a limited and completely regular set of productive affixes for routine word derivation.
  • 5. It has well-defined rules for word order, in keeping with many major languages.
  • 6. Its vocabulary is strongly rooted in modern Romance languages. These languages are themselves widespread and influential, plus they have contributed the major part of English vocabulary
  • 7. It is designed to be naturally accepting of Latin and Greek technical neologisms, the de facto “world standard”.
  • 8. It is designed to seem relatively “natural” to those who are familiar with Romance languages, without being any more difficult for others to learn.
  • We hope you like Elefen!

Thanks for your help. —Caro de Segeda (resaka)6 Jiona 2023 à 06:01 (UTC)Répondre

Bonjour !
Voici la traduction que vous avez demandée. Je vous remercie de me faire découvrir cette merveilleuse langue.
Ny Lingua Franca Nova (“Elefen”) dia fiteny natao ho tsotra indrindra sy tsy miovaova ary mora ianarana ho an' ny fifandraisana iraisam-pirenena. Manana toetra tsara maromaro izy io:
1. Voafetra ny isan' ny feon-teny. Mitovitovy amin' ny fiteny italiana na espaniôla ny feony.
2. Soratana amin’ ny litera iray ny feo iray. Tsy misy ankizy tokony handany taona maro amin’ ny fianarana ny zavatra tsy manara-dalàna.
3. Manana fitsipi-pitenenana manara-dalàna tanteraka izy io, mitovitovy amin' ny fiteny kreôla maneran-tany.
4. Manana andiana tsirinteny mamokatra voafetra isa manara-dalàna tanteraka ho an'ny fampisampanan-teny mahazatra izy.
5. Misy fitsipika voafaritra tsara momba ny filaharan’ny teny, mifanaraka amin’ny fiteny lehibe maro.
6. Mifototra mafy amin'ny fiteny rômanina môderina ny voambolany. Ireo fiteny ireo dia miely patrana sy manan-piantraikany, ary nandray anjara amin’ny ampahany lehibe amin' ny voambolana anglisy
7. Natao hanaiky hoazy ny teny teknika vaovao avy amin’ny fiteny latinina sy grika izy, izay “fenitra maneran-tany”.
8. Natao ho toa “voajanahary” ho an’ireo zatra ny fiteny rômanina izy, nefa tsy sarotra amin’ny hafa ny hianatra azy.Thelezifor (resaka)15 Jiona 2023 à 09:24 (UTC)Répondre
Merci :)Caro de Segeda (resaka)12 Septambra 2023 à 12:10 (UTC)Répondre
@Thelezifor mankasitrakaChirocca77 (resaka)27 Desambra 2024 à 17:49 (UTC)Répondre

Thank you for being a medical contributors!

[hanova ny fango]
The 2024 Cure Award
In 2024 youwere one of the top medical editors in your language. Thank you fromWiki Project Med for helping bring free, complete, accurate, up-to-date health information to the public. We really appreciate you and the vital work you do!

Wiki Project Med Foundation is athematic organization whose mission is to improve our health content.Consider joining for 2025, there are no associated costs.

Additionally one of our primary efforts revolves around translating health content. We invite you totry our new workflow if you have not already. Our dashboard automaticallycollects statistics of your efforts and we are working ontools to automatically improve formating.

Thanks again :-) --Doc James along with the rest of the team atWiki Project Med Foundation26 Janoary 2025 à 06:24 (UTC)Répondre

Accents malgache

[hanova ny fango]

Hey, les accents que tu mets partout, ça nerve gravement: car on ne peut plus mettre un # REDIRECT sur les pages, surtout quand tu les a mis dans le titre de la page.

La langue malgache est pauvre en accents, UNIQUEMENT quand il y a des mots d'ambigüité ils sont utiliséex.: lalana = route, chemin etlalàna " = loi

Mais tu les colles partout, ex:Pentekôsta, c'estPentekostavoir:Mots malgacheou dans les journaux (quotidien): ex.:https://midi-madagasikara.mg/sambava-fiarabe-nitrongy-taxi-bajaj-tovolahy-iray-18-taona-maty-tsy-tra-drano/

Une explication de la langue malgache tu trouveras aussi ici: Malgache:https://fr.wikipedia.org/wiki/Malgache#%C3%89criture_et_prononciation

Donc, tous ses accents sont à enlever..... et certains mots tu a meme mis 3 accents, ex:Ôrtôdôksia ça ne fait absolumment aucun sense. Il n'y a pas un motsembigûité avecOrtodoxia, non, et pourquoi tripler ?

=

[hanova ny fango]

Est ce qu'il y a encore une autre personne qui redige la wikipedia malgache (oups, aussi le 'w' n'esiste pas,vikipedia.....)? J'ai l'impression qu'il y a que 2 personnes, non.?Salut41.213.235.2259 Mey 2025 à 03:41 (UTC)Répondre

Hey, les accents que tu mets partout, ça nerve gravement: car on ne peut plus mettre un # REDIRECT sur les pages, surtout quand tu les a mis dans le titre de la page.
La langue malgache est pauvre en accents, UNIQUEMENT quand il y a des mots d'ambigüité ils sont utilisé ex.: lalana = route, chemin etlalàna " = loi
Mais tu les colles partout, ex:Pentekôsta, c'estPentekosta voir:Mots malgache ou dans les journaux (quotidien): ex.:https://midi-madagasikara.mg/sambava-fiarabe-nitrongy-taxi-bajaj-tovolahy-iray-18-taona-maty-tsy-tra-drano/
Une explication de la langue malgache tu trouveras aussi ici: Malgache:https://fr.wikipedia.org/wiki/Malgache#%C3%89criture_et_prononciation
Donc, tous ses accents sont à enlever..... et certains mots tu a meme mis 3 accents, ex:Ôrtôdôksia ça ne fait absolumment aucun sense. Il n'y a pas un motsembigûité avecOrtodoxia, non, et pourquoi tripler ?
Salama Tompoko
Tsy fantatro na ilay olona nanoratra an' io lahatsoratra eo ambony io ity IP ity:41.213.235.225
Fa izao ny valin' io fanamarihana io:
Voalohany
Teny vahiny nohagasina ny ankamaroan' ny teny ahitana ô. Efa nieritreritra ny momba io aho olana io aho nefa nanapa-kevitra satria betsaka ny literatiora malagasy ahitana an' izany. Tsy fanavahanatsindrimpeo (accent tonique) fotsiny ny tendro (accent écrit). Mahay manonona ny feo /o/ ny Malagasy ary mahay manavaka ny /o/ sy ny /u/, tsy araka ny mety holazain' ny mpanoatra sasany. Io voalohany io no soratana amin' ny hoe ô (/o/) fa ny faharoa kosa o (/u/) tsy misytendro satroka (accent circonflexe).
Faharoa
Efa betsaka ny boky voasoratra mampiasa ny hoe ô. Vakio nyBaiboly katôlika amin' ny teny malagasy na ny literatiora katôlika amin' ny teny malagasy fa mampiasa an' io, raha tsy hitanisa afa-tsy ireo. Ohatra: Deoterônômy.
Tsy adala ireo raiamandreny nandika ny Baiboly katôlika ankehitriny mampiasa azy io fa misy antony: mahay manonona sy manavaka ny /o/ sy ny /u/ ny Malagasy ka tokony hosoratana araka ny tokony hahamarina kokoa ny fanononana azy ny teny iray. Jereo koa ny ao amin' nyBaiboly DIEM. Ohatra: Eksôdy. Betsaka ny ohatra azo aseho eto fa santionany ireo.
Mety hiteny ianao hoe "Fa angaha ny Baiboly no manome ny fitsipika fanoratana ny teny malagasy?".
Valiny:
Ny fomba fanoratana ny teny malagasy ao amin' ny Baiboly tokoa no môdely hatramin' ny voalohany amin' ny fanoratana ny teny malagasy ka mbola azo heverina fa hazoniny izany mandraka ankehitriny.
Fahatelo
La langue malgache est pauvre en accents, UNIQUEMENT quand il y a des mots d'ambigüité ils sont utilisé ex.: lalana = route, chemin etlalàna " = loi
Mais tu les colles partout, ex:Pentekôsta, c'estPentekosta voir:Mots malgache ou dans les journaux (quotidien): ex.:https://midi-madagasikara.mg/sambava-fiarabe-nitrongy-taxi-bajaj-tovolahy-iray-18-taona-maty-tsy-tra-drano/
Tsy marina izany.
Jereo ity ao amin' nyMots malgache ity fanazavana momba ny fampiasana ny ô ity:O .
Fahefatra
Na dia tsy mifangaro amin' ny teny hafa aza ny mahôgo, nysôma, nytôlatôka, nybôjo, sns (izay heveriko fa samy voan-teny malagasy avokoa) dia ilaina ny manoratra hoe ô mba hahamarina ny fanononana.
Fahadimy
Ny Wikipedia dia sehatra mivelatra natao hampahafantarana ny zava-misy, tsy ny eto Madagasikara na momba ny Malagasy ihany, fa mankany ivelany sy momba ny kolontsaina vahiny koa. Koa safidy tsara kokoa ny tonga dia manoratra hoe ô (raha /o/ no tokony hanononana azy) fa tsy hiandrasana teny hafa mety hiteraka fampifangaroam-panononana aminy (vokatry ny fanagasiana) vao izay hanova indray.
Fahenina
Mety ahoana ny fanagasiana ny hoeHomoousia sy ny mety hanononan' ny Malagasy izany raha tsy ampiasaina ny ô ? Raha manam-potoana aho dia handika an' io lahatsoratra io amin' ny teny malagasy ka tsy maintsy ho toy izao ny hanoratako azy:
Hômôosia fa tsyHomoosia mba hahafantarana avy hatrany ny tokony ho fanononana azy: /homousia/ fa tsy /humuusia/ na /homoosia/. Rahahomoosia araka ny itiavanao azy tokoa moa no hosoratana dia ahoana ny hahafantarana fa toy izao na toy izao no tokony hanononana ny ny o ?
Ahoana moa no hahaizan' ny Malagasy fa ny anaran' ity vorona efa lany tamingana ity dia tokony ho tononina hoe /dodo/ fa tsy /dudu/ raha tsy ampiasaina ny ô? (dôdô).
Fahafito
Hey, les accents que tu mets partout, ça nerve gravement: car on ne peut plus mettre un # REDIRECT sur les pages, surtout quand tu les a mis dans le titre de la page.
Mais tu les colles partout, ex:Pentekôsta, c'estPentekosta voir: ....
Ny teny tsy mitovy fanoratra indrindra no amoiasana ny REDIRECT. Sarotra ve ny manoratra hoe #FIHODINANA[[Pentekôsta]] ?
Fa avy aiza ny REDIRECT eto amin' ity ohatra ity:
Tsy tsara ny mandainga.
Fahavalo
La langue malgache est pauvre en accents, UNIQUEMENT quand il y a des mots d'ambigüité ils sont utilisé ex.: lalana = route, chemin etlalàna " = loi
Hanoratra amin' ny teny frantsay amin' izay aho hamaranako azy.
Ce n'est pas seulement la langue malgache, appauvrie jusque dans ses accents écrits, mais aussi le peuple malgache lui-même qui ont été appauvris — et cela dans de nombreux domaines : économique, culturel, et bien d'autres encore. J’ignore si l’auteur des critiques précédentes fait partie de ceux qui acceptent cet appauvrissement artificiel.Thelezifor (resaka)9 Mey 2025 à 09:52 (UTC)Répondre

Fampidirana Info-box sy fanovana lohateny

[hanova ny fango]

Salama tompoko,

Miezaka manatsara miandalana ny fandikan-teny ilay lahatsoratra hetsi-panoherana 2025 iny aho fa misy Info-box ilay ao amin'ny teny frantsay dia somary sahirana aho mbola tsy mahafehy tsara ilay Info-box raha mba azonao atao. Misy ilay sary iny koa efa nesoriko satria sary tsy tena izy dia nosoloiko sary vaovao nalaiko manokana. Ilay lohateny koa ohatrany diso, tsy aiko ny manova azy sao mba hainao, Mankasitraka indrindraRaveloaritiana Mamisoa (resaka)24 Oktobra 2025 à 06:08 (UTC)Répondre

Salama Tompoko
Misaotra anao tamn' ny fanovana ny sary. Raha hanova lohateny dia io amin' ny zorony ambony ankavanana misy soratra hoe "Fitaovana" io no misy fanovana lohateny. Tsindrio ny eo dia hiseho eo ny hoe "Hanolo anarana".Thelezifor (resaka)24 Oktobra 2025 à 08:39 (UTC)Répondre
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Dinika_amin%27ny_mpikambana:Thelezifor&oldid=1121516"

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp