Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Diakra

Avy amin'i Wikipedia
Diakra katôlika mihira

Nydiakra nadiakôna dia olona manampy ny mpitondra fiangonana kristiana amin' ny fanaovan-draharaha ao am-piangonana isan-toerana. Safidina arakaraka ny finoany sy ny hatsaran' ny fitondran-tenanany ny olona hatao diakôna. Izy no miandraikitra ny asa sasany ao amin' ny fiangonana.

Avy amin' nyteny grika hoe διάκονος /diakonos, izay midika hoe "mpanompo" ny teny hoediakra nadiakôna. Tsy mitovy lanja na andraikitra ny olona atao hoediakra nadiakôna ao amin' ny fiangonanakatôlika naôrtôdôksa naanglikana naprôtestanta naevanjelika.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Diakra&oldid=1101241"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp