Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Denver

Avy amin'i Wikipedia
Mbolaambangovangony amin'ny resakaetazonia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Denver
-
VelarantanyNC
Isan'ny mponina566 974 mpo.
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanànaMichael Hancock
FirenenaEtazonia
Fanjakana
FaritanyColorado
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaDenver

Denver (amin'nyfiteny anglisyDenver [ˈdɛnvɚ]) diarenivohitr'iColorado,etazonia. Izy notanàna ngeza indrindra any Colorado, ny tanànan-dehiben'i Denver dia miisa 2,9 tapitrisa.

Any ampivoany-andrefan'iEtazonia Denver, amin'ny lohasaha nySouth Platte, any andrefan'nyTany Lemaka, 30 kilometatra any antsinanan'iFront Range ilay tanàna. Ny solonanaran'i Denver koa diaMile-High City satria 1mily ( 1609 m ) ny haabo an'ilay tanàna.

Fiavin'ilay anarana

[hanova |hanova ny fango]

nanome anaranaDenver City i William Larimer. Amin'ny teny anglisy, teneninadenverites ny anaran'ny olona miaina any Denver.

Tantara

[hanova |hanova ny fango]

Voaforona tamin'nyNovambra 1858 ny tanànan'ny Denver, tanàna minière izy mandritra ny ruée vers l'or nyPikes Peak, any avaratr'iKansas, 18 taona teo aloha ny fiforonan'i firenena ny Kolorado.

Jeografia

[hanova |hanova ny fango]

Demôgrafia

[hanova |hanova ny fango]

toe-karena

[hanova |hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Denver&oldid=1049415"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp