Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Darfora

Avy amin'i Wikipedia
Sarin-tanin' i Darfora tamin' ny taona 2011.

IDarfora (frantsay:Darfour, anglisy:Darfur) dia faritra ao andrefan' iSodàna, izay mivelatra aoSahara sySahely atsimon' i Sahara. Miozolmana ny mponina ao. Ahitanaoranioma syvarahina betsaka ny ao Darfora. Atao hoe دار فور /Dār al-Fūr, izay midika hoe "tranon' i Fora" na "tanin' ny Fora" izy amin' nyteny arabo. NyFora dia vahoaka aoAfrika Atsinanana izay monina indrindra ao Darfora, nefa ahitana azy ireo koa ny aoTsady sy aoEjipta. Raha ara-pandraharaham-pitondrana dia mizara ho fanjakana dimy i Darfora nanomboka tamin' ny taona 2012, dia i Darfora Afovoany, i Darfora Atsimo, i Darfora Andrefana ary i Darfora Atsinanana. Nanomboka tamin' ny taona 2003 dia sehatry nyady an-trano ny faritr' i Darfora, izay niteraka kirizy teo amin' ny fiainan' ny mponina.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Darfora&oldid=1059656"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp