Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Dômitiano

Avy amin'i Wikipedia
Ny emperora Dômitiano

I Dômitiano naDômisiano dia lehilahy mizaka ny zom-pirenen' iItalia teraka tamin' ny 24 Oktobra 51 taoRôma ary maty tamin' ny 18 Septambra 96 tao Rôma ihany. Eperoran' i Rôma izy. Araka ny lovantsofina dia nanenjika mafy ny Kristiana izy. Atao hoeTitus Flavius Caesar Domitianus Augustus ny anarany amin' nyteny latina.

Ny fiainany manokana

[hanova |hanova ny fango]

I Vespasiano no rainy. Ny vadiny dia Dômitia Lôngina.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase:[1]
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Dômitiano&oldid=1106605"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp