Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Cuanza Norte

Avy amin'i Wikipedia

09°15′S14°55′E / 9.250°S 14.917°E /-9.250; 14.917

Cuanza Norte
Velarantany24,110km2
Isam-ponina510,000 mponina
Tanànan-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Angola
FaritanyCuanza Norte
FaritraNC
Cuanza Norte ao Angola

Cuanza Norte dia faritany ao Angola. Any avaratry ny Reniranon'iKwanza no misy azy io ary 100 km eo ho eo any atsinanan'iLuanda renivohitra. Manamorona ny faritanin'iUíge any avaratra,Malanje any atsinanana,Cuanza Sul any atsimo aryBengo any andrefana. Ny isam-poniny dia 510.000 mponina ary km2. Ny renivohiny dia ny tanànan'i N'’dalatando.

Kaominina

[hanova |hanova ny fango]

Ny faritanin'i Cuanza Norte dia mizara ho kaominina 10:


Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Tanàna any Angola

[hanova |hanova ny fango]

Luanda (Renivohitra) -Lubango -Benguela -Huambo -Sumbe -Moçâmedes -Cuíto -Uíge

Faritany any Angola

[hanova |hanova ny fango]
Search Wikimedia Commons I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i :Cuanza Norte Province
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Cuanza_Norte&oldid=1087618"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp