Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Crassulaceae

Avy amin'i Wikipedia
Echeveria elegans

NyCrassulaceae dia fianakavianazavamaniry ahitra na somary misy nofon-kazo izay manana ravina be nofony, tsotra, ary manontolo, ao amin' ny filaharana Rosales. Amin' ny ankapobeny dia zavamaniry mitahiry ranony betsaka izy ireo. Ity fianakaviana ity dia ahitana karazana 1 380 mitsinjara amin' ny vondron-karazana 30 sy miparitaka avy amin' ny faritra mangatsiaka ka hatrany amin' ny faritra mafana.

Vondron-karazana

[hanova |hanova ny fango]
Crassula perfoliata

NyPlants of the World Online dia nanaiky vondron-karazana miisa 39:

  • Adromischus Lem.
  • Aeonium Webb & Berthel.
  • Afrovivella A.Berger
  • Aichryson Webb & Berthel.
  • Chaloupkaea Niederle
  • Chazaroa A.Vázquez, Padilla-Lepe & Rosales
  • Chiastophyllum (Ledeb.) A.Berger
  • Cotyledon L.
  • Crassula L.
  • Cremnophila Rose
  • Dudleya Britton & Rose
  • Echeveria DC.
  • Graptopetalum Rose
  • Hylotelephium H.Ohba
  • Hypagophytum A.Berger
  • Jeronimoa A.Vázquez, Islas & Rosales
  • Kalanchoe Adans.
  • Kungia K.T.Fu
  • Lenophyllum Rose
  • Meterostachys Nakai
  • Monanthes Haw.
  • Orostachys Fisch.
  • Pachyphytum Link, Klotzsch & Otto
  • Perrierosedum (A.Berger) H.Ohba
  • Petrosedum Grulich
  • Phedimus Raf.
  • Pistorinia DC.
  • Prometheum (A.Berger) H.Ohba
  • Pseudosedum (Boiss.) A.Berger
  • Quetzalcoatlia A.Vázquez, Rosales & Padilla-Lepe
  • Rhodiola L.
  • Rosularia (DC.) Stapf
  • Sedum L.
  • Sempervivum L.
  • Sinocrassula A.Berger
  • Thompsonella Britton & Rose
  • Tylecodon Toelken
  • Umbilicus DC.
  • Villadia Rose
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Crassulaceae&oldid=1121327"

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp