Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Commonwealth ny firenena mahaleotena

Avy amin'i Wikipedia
Firenena mpikambana (manga) ; firenena mpikambana fahiny (laoranjy) ary zanatany britanika (manga mazava)

NyCommonwealth no anarana ho an'ny firenena izay anisan'ny Fanjakana Britanika talohan'ny fahaleovan-tenan'izy ireo. Ity vondrona ity ny firenena miara-miasa amin'ny raharaha lehibe maro, toy ny raharaham-barotra, ny fahasalamana sy ny ady amin'ny fahantrana.

NyCommonwealth ny Firenena maleotena dia fikambanam-pirenena maromaro. Ny fikasany tamin'ny voalohany, dia hoe ny Commonwealth Britanika ny Firenena, izay naorina tamin'ny 1926, rehefa nanomboka ny fandravan'ny Fanjakana Britanika. Ankehitriny, dia ahitana firnena mpikambana 54 ao amin'ny Commonwealth ny Firenena. Izy ireo rehetra, afa-tsy Mozambika, dia tanin'y Fanjakana Britanika taloha. Misy toy izany koa ny fikambanana hafa fandevilevin'ny anarana. Ohatra, ny Commonwealth an'iAostralia, Commonwealth ny Virginia, na Commonwealth ny Firenena mahaleotena. Ny Commonwealth ny Firenena mahaleotena dia samy hafa ary ny fikambanana iray manokana.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Commonwealth_ny_firenena_mahaleotena&oldid=694075"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp