Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Campeonato Brasileiro de Futebol

Avy amin'i Wikipedia
Trofeu do Campeonato Brasileiro

Ny Campeonato Brasileiro de Futebol dia ny fiadiana ny ho tompondaka nasionaly ho an'ny kliobabaolina kitra breziliana, izay antsoina matetika hoeBrasileirão, nokarakarain'ny fikambanana nasionalyConfederação Brasileira de Futebol.

Raha ny ankamaroan'ny tapany voalohany amin'ny taona dia natokana ho an'ny fiadiana ny ho tompondaka amin'ny baolina kitra any amin'ny fanjakan'i Brazila, ny fiadiana ny ho tompondaka nasionaly dia matetika manomboka ny volana Mey ka hatramin'ny Desambra. Ny tompon-daka diaPalmeiras manana anaram-boninahitra roa ambin'ny folo.

Ny tompon-daka ofisialy voalohany dia natao tamin'ny 1971.

Tamin'ny 2010, ireo mpandresy tamin'ny fifaninanam-pirenena voalohany natao teo anelanelan'ny 1959 sy 1970, ny Taça Brasil sy ny Turier, fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe Taça de Prata, dia nekena tamin'ny fomba ofisialy ho tompondakan'i Brezila.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Campeonato_Brasileiro_de_Futebol&oldid=1102825"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp