Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Boriborintany

Avy amin'i Wikipedia

Nyboriborintany dia fizaràna ara-pitantanana izay atao hoearrondissement amin' nyteny frantsay. Ampiasaina ny fizaràna toy izany ao amin' nyfirenena miteny frantsay sy amin' ny firenena sasany. Io teny io dia ampiasaina ihany koa mba handikana ny anarana mahafaoben' ny fizaràna ny tany mifandraika amin' izany amin' ny firenena tsy miteny frantsay. Indraindray dia anondroana ny fizaràn' nydepartemanta ny hoe "boriborintany" nefa mety hanondroana ny fizaràn' nykaominina lehibe iray koa.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Boriborintany&oldid=1080056"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp