Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Boeing 737

Avy amin'i Wikipedia
Air Madagascar Boeing 737-200

NyBoeing 737 diafiaramanidina manana motera roa (bimoteur) amboarin'ny orinasaBoeing (Etazonia) tamin'ny taona1965 hatramin'izao. Ny Boeing 737 dia fiaramanidina manao ny zotra fohy. Nanomboka nanidina tamin'ny 9 Aprily 1967 ny Boeing 737.

Tamin'ny2004, efa 6 000 ny isan'ny boeing 737 efa lafo maneran-tany, noho izany dia io ny boeing tena be mpividy indrindra eto an-tany.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Mbolaambangovangony  amin'ny resakafiaramanidina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

[[Sokajy:Fiaramanidina Boeing]

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Boeing_737&oldid=1121627"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp