Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Bodisma vajraiana

Avy amin'i Wikipedia

Nyvajraiana nabodisma vajraiana nabodisma tantrika dia endriky nybodisma, izay naka foto-kevitra avy amin' nybodisma mahaiana, izay azo fantarina amin' ny alalan' ny tsindrimandry na amin' ny alalan' ny fifehezana nymahaiana sy nyhinaiana. Ahitana singa avy amin' nyhindoisma ary indrindraindrindra nysivaisma kasemiriana ny bodisma vajraiana. Ao amin' ny faritra himalaiana (Tibeta,Nepaly, Sikkim,Botàna, any amin' ny sisiny andrefana sy avaratr' i Sina, ao avaratr' iIndia) ary koa aoJapàna nanomboka tamin' ny taonjato faha-7 tamin' ny alalan' ny sekolin' i Shugendo, ny an' i Shingon ary ny an' i Tendai. Hita aoMôngôlia sy any amin' ny faritra sasany ao amin' nyFederasionan' i Rosia, ary koa anyJapàna. Nybodisma tibetana dia endriky ny bodisma vajraiana izay nandroso taoTibeta. Mandray singa maro ao amin' ny tatrisma io endriky ny boidisma io, ka izany no iantsoana azy koa hoe "bodisma tantrika".

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Bodisma_vajraiana&oldid=1039007"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp