Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Barbady

Avy amin'i Wikipedia
Sainan' i Barbady
Toerana misy an' i Barbady
Sarin-tanin' i Barbady

IBarbady naBarbado dia firenena aoAmerika Afovoany, anisan' ireo nosyAntilia sady manana morontsiraka ao amin' nyRanomasimbe Atlantika ao atsinanana sy ao amin' nyRanomasina Karaiba ao andrefanna. Ny renivohiny dia iBridgetown. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 431 km2 ny velarantaniny ary miisa 274 200 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2010. Ny faritr'ora dia -4.

Iva dia iva ny vohon-tanin' ity firenena ity eny amorontsiraka fa be lohasaha kosa ny any afovoan-tany. Voahodidnaharan-dranomasina ilay nosy. Toetanin-jana-pehin-tany antonony ny toetany any vokatry ny fisian' ny rivotraAlizay.

Ny 80 %n' ny mponina ao Barbady dia manam-piaviana afrikana. Kristiana ny ankamaroan' ny mponina.

Niompana amin' ny famokaranasiramamy sytoaka hatry ny ela ny toekaren' i Barbady, nefa ankehitriny dia mandroso nyfizahàn-tany izay iankinan' izany toekarena izany.

Zanatany britanika taloha i Barbady izay nahazo ny fahaleovan-tenany tamin' ny taona 1966. Mpikambana ao amin' nyCommonwealth izy. Ny mpanjakan' i Angletera no filoham-panjakany izay soloan' ny governera jeneraly tena any.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Barbady&oldid=1103296"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp