Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Barack Obama

Avy amin'i Wikipedia

I Barack Obama sy ny soniany]]

Teraka tamin'ny4 Aogositra 1961 tanyHonolulu, Hawaii, filoha faha-44 an'iEtazonia iBarack Obama. ZanakaKenianina mainty syamerikanina fotsy avy anyKansas, iBarack Obama nyfiloha afrô-amerikanina voalohany indrindra anyEtazonia. Ary nanatanteraka ny nofinofin'iMartin Luther King izy.

Tantaram-piainana

[hanova |hanova ny fango]

Teraka tany Honolulu (Hawai) i Barack Obama, ary lasa nipetraka tanyIndonezia, nahazo diplôma tany amin'nyOniversite ny Columbia sy any amin'ny faculté nyHarvard. Tamin'ny1990, izy no amerikanina mainty (afro-american) voalohany nitondra nyHarvard Law Review. Mpiasa ho an'ny fiaraha-monina (community organizer, amin'nyfiteny anglisy) any amin'ny faritanàna atsimon'iChicago tamin'ny taona1980-1990, ary avy eo izy lasampisolo vava amin'ny zo taorian'n nahavitan'ny fianarany tao Harvard. Nampianatra nyzo ara-lalam-panorenana izy tany Chicago tamin'ny taona1992-2004.

Filohan'i Etazonia

[hanova |hanova ny fango]
Preceded by Filohan'nyEtazonia faha-44Succeeded by
George BushBarack Obama
2009 - 2017
Donald Trump
Search Wikimedia Commons I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i :Barack Obama
    Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Barack_Obama&oldid=1124129"
    Sokajy :

    [8]ページ先頭

    ©2009-2026 Movatter.jp