Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Balkana

Avy amin'i Wikipedia
Ny Balkana ara-jeografia

NyBalkana dia mandrono nyfirenena ao amin' nysaikanosy atsinanan' iMediteranea. Ny firenen' ny Balkana dia iGrisy, iKrôasia, iRomania, iAlbania, iMasedônia Avaratra, iSerbia, iMôntenegrô, iBôsnia-Herzegôvina ary iSlôvenia.

Ny anarana hoebalkana dia avy amin' nyteny torka midika hoe "vato malama", ary tamin' ny taonjato faha-19 io teny io no nampiasaina hanondroana ny faritanin' iBolgaria, ary nampiasaina taorian' io fotoana io ho an' nysaikanosy ao atsimon' iEorôpa Atsimo-Atsinanana. Hatramin' izay dia niova dika im-betsaka ny teny hoe "balkana". Tamin' nyAdy lehibe voalohany dia nanomboka tamin' ny famonoana ny arkidokaFrançois-Ferdinand tanySarajevo, any Bôsnia, ny faritanin' ny Balkana dia nolazaina hoe "Vanjan' i Eorôpa", izay midika hoe faritany be ady ara-poko. Taty aoriana ny Balkana dia nanondroana ny firenen' iIogôslavia taloha.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Balkana&oldid=1042549"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp