Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Azerbaijàna

Avy amin'i Wikipedia
Azərbaycan Respublikası(Azerbaijani)
Repoblikan' i Azerbaijàna((mg))
Sain' i AzerbaijànaEmblem of Azerbaijan
(Antsipirihany)(Antsipirihany)
Teny ofisialyazerbaijaney (fitenim-panjakana)
RenivohitraBakı
40°06′N 47°19′E
Tanàna lehibe indrindraBakı
Fitondrana sy governemanta
 -Filoha

 -Praiminisirtra
Repoblika
Ilham Aliyev (İlham Əliyev)
Ali Asadov (Əli Əsədov)
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 112
86 600km²
2020
Isam-ponina
 - Tontaliny (2019)
 -hakitroka
faha 88
10 073 200 mpo.
115 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponinaAzerbaijaney
Sandam-bolaManat (AZN)
Faritr'oraUTC
Hiram-pirenena'
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+++994

IAzerbaijàna dia firenena aoAzia Andrefana, ao amin’ ny faritr’ iTranskaokazia izay manana morontsoraka ao amin' nyRanomasina Kaspiana. Manana velaran-tany mirefy izy. Ny renivohiny dia iBaku izy sady tanàna lehibe indrindra ao koa. Mirefy 86 600 km² ny velarany ary miisa 10 205 810 ny mponina ao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2020. Mamaritra azy avy ao avaratra iRosia, avy ao atsimo iIràna, avy ao atsimo-andrefana iTorkia, avy ao andrefana iArmenia, ary avy ao avaratra-andrefana iJeôrjia. Ny tanin' i Azerbaijàna dia mahafaoka ny faritra mizaka tenan’ iKarabagh Ambony (ao amin' ny tapany andrefan' ilay firenena) sy nyRepoblika Mizakatenan' i Nakhitchevan (ao amin' ny tapany atsimo-andrefana, misaraka amin' ny sisa amin' i Azerbaijàna amin' ny alalan' ny ampahan-tany tery an' i Armenia). Ny ampahany be amin' i Azerbaijàna dia ny lemak' i Koura (izay ony lehibe indrindra ao amin' nyfaritra transkaokaziana). Be tendrombohitra ny ilany avaratr' ilay firenena: manana haambo mirefy 4 466 m i Kaokazy Lehibe fa i Kaokazy Kely kosa 3 500 m. Maina nytoetany any Azerbaijàna.

Sarin-tanin' i Azerbaijàna

Ny mponina any Azerbaijàna, izay atao hoeAzerbaijaney dia ahitana indrindra nyAzery, izay vahoaka manam-piavianatiorkika. Maro koa ny vahoaka vitsy an’ isa, ka anisan’ izany nyArmeniana izay hita indrindra aoKarabagh Ambony. Nyfivavahana silamo no fivavahana arahin' ny maro anisa ao amin' io firenana io, izay ahitana koaKristiana vitsy. Nyfiteny azery nofiteny ôfisialy ao.

Misysolitany syetona voajanahary ao amin' nyRanomasina Kaspiana i Azerbaijàna. Miankina amin' ny fitrandrahana solitany ny toekareny. Na dia izany aza dia mbola anisan' ny firenena tena mahantra i Azerbaijàna. Maro ny orinasa tantanin' ny fanjakana.

Repoblika sôsialista sôvietika taloha i Azerbaijàna izay nahazo ny fahaleovan-tenanay tamin' ny taona 1991. Mpikambana ao amin' nyFianakaviamben' ny Firenena Mahaleo Tena (Communauté des États indépendants -- CEI) i Azerbaijàna. Nanomboka tamin' ny taona 1990 dia nisy ny ady teo amin' i Azerbaijàna sy iArmenia momba ny firafetan' ny faritr' iKarabagh Ambony amin' ny Repoblikan' i Armenia.  

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Firenena ao Azia:

Afganistàna -Arabia Saodita -Armenia -Azerbaijàna -Bangladesy -Bareina -Botàna -Broney -Emirata Arabo Mitambatra -Filipina -Iemena -India -Indônezia -Iràka -Iràna -Israely -Japàna -Jôrdania -Kambôdia -Katara -Kazakstàna -Kirgizistàna -Kôety -Kôrea Atsimo -Kôrea Avaratra -Laôsy -Libàna -Maldiva -Malezia -Mianmara -Môngôlia -Nepaly -Ômàna -Ozbekistàna -Pakistàna -Palestina (fanjakana) -Rosia -Sina -Singaporo -Siria -Srilanka -Tailandy -Taioàna -Tajikistàna -Torkia -Torkmenistàna -Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Mbolaambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'nyfanitarana azy.
Jereo koa ny pejyAhoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Azerbaijàna&oldid=1088188"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp