Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Atody

Avy amin'i Wikipedia

Nyatody dia ny akora voajanahary an' nybiby izay iforonana sy ivoaran' nytsimoka mandra-pahavelomany samirery, ary avy eo dia mikotrika ilay biby. Ny atody iray dia vokatry ny fandonahana nytsirivavy.

Ny atodin' ny biby mandady, ny an' nyvorona, ary ny an' nybiby mampinono dia mirotsaka anaty rano ary arovan' ny akora sokay manodidina azy, izay mety malemy na mafy. Ireo atody napetraka an-tanety na any anatyakany dia matetika tazonina ao anaty hafanana rehefa mitombo ilay tsimoka. Rehefa mivelatra tsara ilay tsimoka dia foy, izany hoe miala amin' ny akoran' atody.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Atody&oldid=1104094"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp