Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Saikanosin' i Arabia

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'nyArabia)
Sarin'i Arabia azo avy amin'ny zanabolana

IArabia na nySaikanosin' i Arabia diasaikanosy lehibe ao atsimo-andrefan' iAzia, eo amin' ny fitohizan' i Azia syAfrika. Ampahan' iAtsinanana Akaiky io saikanosy io sady mitana anjara toerana amin' ny lafiny toekarena noho ny fananany tahirin-tsolitany sy etona voajanahary. Amin' nyteny arabo izy dia atao hoe شبه الجزيرة العربية /shibh al-jazīra al-ʿarabīyah ("saikanosy arabo") na جزيرة العرب /jazīratu Al-ʿArab "nosin'ny Arabo".

Ireto avy ireo firenena fito ao amin' io saikanosy io: iArabia Saodita, iIemena, iOmàna, iKatara, nyEmirata Arabo Mitambatra iKoeity, ary iBareina.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Saikanosin%27_i_Arabia&oldid=1037124"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp