Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Aostralia Andrefana

Avy amin'i Wikipedia
Aostralia Andrefana

NyAostralia Andrefana (amin'ny fiteny anglisyWestern Australia izay afohezina hoeWA) dia fanjakana maka ny ampahany andrefan'iAostralia. Manana morontsiraka amin'ny Ranomasimbe Indianina ary ny Ranomasimbe Atsimo. Ireo faritany mizaka tena mizara sisintany aminy dia nyTany Avaratra ary nyAostralia Atsimo. Ny renivohiny ary ny tanàna lehibe indrindra diaPerth.

Sain'i AostraliaFaritanin'i Aostralia
Faritany mizaka-tena
Valesa Atsimo Vaovao ·Queensland ·Aostralia Atsimo ·Tasmania ·Victoria ·Aostralia Andrefana
Faritany ampitan-dranomasina
Australian Capital Territory ·Jervis Bay Territory ·Northern Territories
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Aostralia_Andrefana&oldid=1057848"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp