Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Anhui

Avy amin'i Wikipedia
Anhui
Firenena Sina
Velarantany139 400km2
Isam-ponina59 500 510 mpo.
Hakitroka
RenivohitraHefei
Ben'ny faritanyLi Bin


Ny faritanin'i Anhui

Anhui (anarany sinoa安徽省 izay dikaina soratra hoeĀnhuī Shěng araka ny dikan-tsoratrapinyin) dia faritany iray ao amin'nyRepoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny renivohiny diaHefei.Ny isam-poniny dia 59 500 510 mponina. Ny laharam-pehitany ary ny laharanjarahasin'ilay faritany dia 29° 24' hatramin'ny 34° 57' N ary 114° 53' hatramin'ny 119° 39' E.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Anhui&oldid=629621"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp