Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Andro Taloha Klasika

Avy amin'i Wikipedia
Ny toeram-pivorian' ny vahoaka rômana, ivon' ny Andro Taloha Klasika.

NyAndro Taloha Klasika dia vanim-potoana tamin' nyAndro Taloha nampiroborobo nysivilizasiôna grika-rômana. Ity vanim-potoana io dia heverina ho manomboka amin' ny nivoagan' ny tononkalo grikan' iHômera (anisan' ireo tranainy indrindra mbola tratrantsika - tamin' ny taonjato faha-8 tal. J.K.), izay mahafaoka an' iGresy Klasika, nyEmpira Akemenida, nyvanim-potoana helenistika, nyTalasôkrasia Ponika, ny fiakaran' ny tanjak' iRôma sy fara tampon' nyEmpira Rômana, ary nifarana tamin' ny fivoaran' ny kolontsaina klasika hokolontsaina prôtô-kristiana tamin' ny fiandohan' ilay antsoina hoeTapany Farany amin' ny Andro Taloha (tamin' ny taompolo 300).

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Andro_Taloha_Klasika&oldid=1061718"

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp