Andriamandresy
Fitaovana
Asa ho atao
Ankapobe
Amin'ny tetikasa hafa
IAndriamandresy dia mpanjakan' iMenabe tamin' ny taonjato faha-16, zanakalahin'Andriamandazoala izy aryAndriamisara no rahalahiny. Izy roa ireo sy sy ny anabavin' izy ireo iray dia niampita ny reniranon' iMangoky ka nahita nyFanjakan' i Menabe.
Anisan' ireo mpanjakan' i Menabe folo amin' ny efatra ambin' ny folo tokavina amin' nyFitampoha izy, araka izao filaharana izao: Tsiranto naAndriamisara - Rahiala na Andriamandresy - Andriamihaminarivo naAndriandahifotsy - Andriamahatindriarivo - Andrianilainarivo - Andriatahoranarivo - Andriamihoatrarivo -Andriamanetriarivo - Andriamamotroarivo - Andriatsihoenarivo na Kamamy (rain' ny printsesy Kamamy).