Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Ando

Avy amin'i Wikipedia
Ando

Nyando dia teten-drano madinika vokatry ny fitsiranoky ny eton-drano eny amin' nyrivotra. Amin' ny hariva (na amin' ny maraina koa) no isehoan' ny ando izay mipetaka amin' nyzavamaniry (indrindra amin' nyravina) sy amin' ny zavatra mivaingana tsy voasarona ka mifampikasika amin' ny rivotra, rehefa mihena ny maripanan' izy ireo ka mampitsiranoka ny eton-drano ao amin' ny rivotra mifampikasoka aminy na manakaiky azy.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Ando&oldid=1074206"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp