Ny fahiny mbola velona fianakaviana tamin'ny amphibia ny salamandridae. Toa toy ny androngo ny salamandridae, nefa manana hoditra sy atody latsaky tantera-drano ny salamandridae. Manatody tsotra atody, tsy misy tapotsin atody na hafa tambatsela, ny amphibia. Sady tsikariny mbola toy ny trondro ny salamandridae.
Dia midika hoe 'amin'ny andaniny roa' na 'miaina roa fiainana' amin'ny tenyGrika fahiny 'amphibia'.[1]