Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Alberto Fujimori

Avy amin'i Wikipedia
Alberto Fujimori
Ankapobeny
AnaranaAlberto Fujimori
Teraka26 Jolay 1938
Toerana-
Maty11 Septambra 2024
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Però,Japana
Asa :
Fiainana manokana

Alberto Kenya Fujimori (japoney: 藤森 謙也Fujimori Ken'ya) teraka 28 Jolay 1938 taoLima; † 11 Septambra 2024 tao Lima) dia mpanao politika Peroviana izay filohan'i Però tamin'ny 28 Jolay 1990 hatramin'ny 17 Novambra 2000.

Nesorin'ny Kongresy tamin'ny toerany izy noho nykolikoly sy ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona ary, taorian'ny taona maro nanaovana sesitany tanyJapana, dia voaheloka higadra am-polony taona maro.

Ny fiainany manokana

[hanova |hanova ny fango]

Nanan-janaka efatra izy, anisan’izany i Keiko.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova |hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase:
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Alberto_Fujimori&oldid=1103547"
Sokajy :

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp