Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Alatsinainy

Avy amin'i Wikipedia

NyAlatsinainy diaandro voalohany amin' nyherinandro na andro faharoa raha manomboka amin' ny androAlahady ny fanisana ny andro. Ho an' nyMalagasy mandala ny nentin-drazana dia andro fahadimy izy raha manomboka amin' nyAlakamisy ny herinandro.

Fiavian' ny teny hoeAlatsinaniny

[hanova |hanova ny fango]

Nyteny malagasy hoeAlatsinainy naLatsinainy naTinainy dia avy amin' nyteny arabo hoe الإثنين /al-ithnayn izay midika hoe "ny faharoa".

Ny andro Alatsinainy ao amin' ny kolontsaina malagasy

[hanova |hanova ny fango]

Laharan' ny Alatsinainy

[hanova |hanova ny fango]

Andro fahadimy tamin' nyNtaolo, manao ny androAlakamisy ho andro valohany, ny Alatsinainy[1].

Finoana momba ny andro Alatsinainy

[hanova |hanova ny fango]

Andro mafy sy mainty ny Alatsinainy: andro fandevenana, tsy isantaran-javatra. Fady ny mandefa tafika Alatsinainy, fa andro mahamafy ny ady sy ny fandravana. Tsy azo atao ny misanta-draharaha na manomboka asa amin' ny andro Alatsinainy. Ny zavatra hamafisina na amboarina amin' ny trano, na ny tokantrano, ny fihavanana, dia atao amin' ny Alatsinainy[1].

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova |hanova ny fango]
  1. 1,0 et1,1"Alatsinainy", H. Rabeony sy ny namany,Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy, 1937-1963.
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Alatsinainy&oldid=1062482"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp