Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Ahriman

Avy amin'i Wikipedia

IAhriman naAngra Mainyu naAhra Manyu dia fanahin-demony manohitra ny andriamanitraAhura Mazda ao amin' nyzôrôastrisma.

Tamin' ny voalohany i Ahura Mazda (na Ohrmazd ao amin' ny fiteny pehlevy), amin' ny maha Andriamanitra fara tampony azy, dia namorona fanahy roa izay hifanohitra, dai iSpenta Mainyu (fanahin' nyTsara, fanahy masina) sy iAngra Mainyu (fanahin' nyRatsy). Taty aoriana dia nosoloin' i Ahura Mazda ho mpifanandrina amin' i Ahriman i Spenta Mainyu.

Any aoriana any, nymagyzervanista dia nampiditra indray Andriamanitra fara tampony, dia i Zervan, ilay Fotoana tsy misy fetra. Lazaina fa i Ahriman no tompon' andraikitra amin' ny famoronana ara-materialy, izy no rain' ny fahadisoam-pahitana sy ny fahadisoana, ny lainga kôsmika, ny fanahy mpamitaka, ny fanahin' ny Haizina, ny Ratsy sy ny fahafatesana.

Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Ahriman&oldid=1093768"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp