IAfrika atsimon' i Saharà dia faritry ny kôntinentan' iAfrika izay hita ao atsimon' ny tany efitr' iSahara. Firenena miisa 48 no ao amin' io faritra io. Amin' ny ankapobeny dia faritra manana olana momba ny fampandrosoana ara-toekarena i Afrika atsimon' i Saharà.