Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Afrika Avaratra

Avy amin'i Wikipedia
Afrika Avaratra

IAfrika Avaratra[1] dia ny tapany avaratra amin'iAfrika izay mamondrona ny firenena manana morontsiraka amin' nyRanomasina Mediteranea. Tsy misy famaritana azy eken' ny be sy ny maro ny teny hoe "Afrika Avaratra" nefa heverina fa mahafaoka ny moron' nyRanomasimbe Atlantika avy aoMarôka ka hatrany amin' nyLakandranon' i Suez sy amin' nyRanomasina Mena.

Indreto ireo firenena hita ao amin' io faritra io: iEjipta, iLibia, iTonizia, iAljeria, iMarôka, iSahara Andrefana ary iMaoritania. Ny birao fanisam-bahoakan' iEtazonia dia mamaritra an' i Afrika[2]Avaratra ho fitambaran' i Aljeria[3] sy i Libia[4] sy iEjipta sy iMaraoka ary iTonizia.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa:

Loharano sy fanamarihana

[hanova |hanova ny fango]
  1. https://mg.globalvoices.org/category/world/middle-east-north-africa/page/204/
  2. https://mg.globalvoices.org/2025/06/15/174799/
  3. https://mg.globalvoices.org/2024/12/10/172734/
  4. https://mg.globalvoices.org/2008/04/01/744/
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Afrika_Avaratra&oldid=1117955"

[8]ページ先頭

©2009-2026 Movatter.jp