Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Aller au contenu
Wikipedia
Tadiavo

Abidy arameana

Avy amin'i Wikipedia
Sora-tsokitra amin' ny fiteny roa, dia ny nyfiteny grika sy nyfiteny arameana, hita ao Kandahar aoAfganistàna, vita tamin' ny andron' ny emperora maoria Ashoka (taonjato faha-3 tal. J.K.).

Nyabidy arameana diaabidy tsy ahitanazanatsoratra farenisoratra nampiasaina tamin' nyAndro Taloha.Abjady toy ny ankamaroan' ny abidy anoratana nyfiteny semitika maro ny abidy arameana. Io abidy io dia nanana ny lanjany eo amin' nytantara satria saika ny abidy ampiasaina ankehitriny aoAtsinanana Akaiky, toraka izany koa ny abidy maro (ankoatry nyabidy sinoa) ampiasaina aoAzia Afovoany syAtsinanana, noho ny fampiasana nyfiteny arameana izay niely amin' ny maha fitenim-pifandraisan' ny samy hafa firenena azy, sy noho ny mahafiteny ôfisialin' ny Empira Neô-Asiriana sy an' nyEmpira Akemenida azy. Nyabidy hebreo no manakaiky indrindra ny abidy arameanan' ilay empira tamin' ny taonjato faha-5 tal. J.K., izay ahitana litera mitovy endrika amin' ny ankapobeny. Alefa avy ankavanana miankavia ny soratra arameana.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Abidy_arameana&oldid=1056029"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp