Movatterモバイル変換


[0]ホーム

URL:


Hankany amin'ny vontoatiny
Wikipedia
Tadiavo

Ôsetiana (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia

NyÔsetiana naÔseta naÔsa diavahoaka iraniana monina ao amin' ny faritr'iKaokazy, anyRosia ary anyJeôrjia, avy amin' ny faritra atao hoe Ôsetia. Atao hoeирӕттӕ /irættæ izy ireo amin' nyfiteny ôsetiana fa ოსები /osebi kosa amin' nyfiteny jeôrjiana. Ny fitenin' ny Ôsetiana (fiteny ôsetiana) dia isan' nyfiteny iraniana. Kristianaôrtôdoksa ny ankabetsahan' ny vahoaka ôsetiana. Vitsy ny Ôsetiana manaraka nyfivavahana silamo. Miisa any amin' ny 750 000 any ho any ny Ôsetiana ka aoRosia (528 515 tamin' ny taona 2010), aoÔsetia an' i Alania Avaratra (445 310 tamin' ny taona 2010), aoÔsetia Atsimo (45 000 tamin' ny taona 2007), aoJeôrjia (38 028 tamin' ny taona 2002), aoTorkia (100 000) ary aoSiria (61 800) no tena betsaka azy ireo.

Jereo koa

[hanova |hanova ny fango]
Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Ôsetiana_(vahoaka)&oldid=1073571"

[8]ページ先頭

©2009-2025 Movatter.jp